Entrée madama
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [Rajemisa 1985]
Origine Français: madame.

Mis à jour le 2020/07/31