Entrée Lovantsaina Betsileo
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Explications en malgache Ao amin' ny Boky III nanangonan-dRainihifina ny "Lovantsaina Betsileo" , nivoaka tamin' ny taona 1961, dia misy ohabolana 2.002 voalahatra araka ny abidia: voazava ny teny mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988 page 11]
Auteur Rainihifina Jessé, 1961
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/07/31