|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 loso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha)
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how loso |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 loso |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Sakalava] Zavatra boribory lavalava: Losom-by
[1.1] |
| Fivaditsoratra | loso, 10 solò, solo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13 |
|