|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; lonjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanampy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3) 12 ; lonjo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 cône, conique [1.13]
Tovy hevitra  15 kitsoloha

Teny iditra (3/3) 16 ; lonjo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 [Betsileo] (dans son sens général, signifie : rancune, ressentiment contre quelqu'un). Nom d'un arbre ou arbrisseau d'après A. Grandidier, le Firaketana le cite aussi, sans autre précision. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04