Entrée lôjika
Partie du discours nom
 fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [Malzac 1893]
Définition française logique [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: logique.
Exemples Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka. [NewsMada ]

Mis à jour le 2014/03/01