|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohanono |
| Singan-teny | 2 loha, 3 nono |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny tendron' ny nono
[1.1#771] |
| Ohatra |
6 Izay manapotsitra sy misintona lohanono koa ve dia tsy ho haiko!
[2.117#]
|
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|