|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; loba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5 lobaloba

Teny iditra (2/2) 6 ; lo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sakalava] Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny [1.1]
Voambolana  9  Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  10 balo, 11 bôla, bola, lobà, loba

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28