|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 loaka an-tsakany loaka an-davany |
| Singan-teny | 2 loaka, 3 sakany, 4 lavany |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 7 loaka an-tsakany sy an-davany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|