|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  livatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsara, fatratra aoka izany, lavorary [1.1]

Teny iditra (2/2)4  livatra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny lanjan' ny 500 grama na antsasa-kilao [1.1]

Fivaditsoratra  7 lavitra, livatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12