|
|
|
|

Teny iditra1  litatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin' ny iray desimetatra toratelo (1 dm3): Divay telo litatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 litre [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17