|
|
|
|

Teny iditra 1  lioteinina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 prôzesterônina, hôrmôna amboarin'ny vondron-tsela vony mandritra ny fizarana faharoa amin'ny tsingerin'ny tranon-jaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 lutéine [1.13]
Voambolana  5  Haiaina
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lioteinina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04