|
|
|
|

Teny iditra1 Linociera    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Linociera incurvifolia  4tsarenkieke, 5tsilebato
Linociera obtusifolia  6masonambatsy
Linociera sp.  7ampodivato, 8motso
Linociera tropophylla  9hazokira, 10laitrahazo, 11taborinondrilahy, 12tsilaitrahazo, 13tsilamboza
Linociera tropophylla var. angustata  14montobeantsilamo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03