Entrée limonady
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: limonade.

Mis à jour le 2020/07/31