|
|
|
|

Teny iditra1 limby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy. [1.1]
Voambolana  4 Fivavahana

Fivaditsoratra  5 limby, 6 mbily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12