|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 lily |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza tandrok' omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana
[Bara]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: fiompiana |
| Tovy hevitra | 5 baka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/6) | 7 lily |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 fomba: lilin-drazana
[Sakalava]
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 10 lilintane |
| Teny iditra (3/6) | 11 lily |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 didy
[1.13] 14 provincial for didy [Provincial] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 découpe
[1.13] |
| Teny iditra (4/6) | 16 lily |
| Sokajin-teny | 17 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 hevitra
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 19 lily |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Nom donné aux feuilles des bambous et autres grandes Poaceae. D'où l'expression mandily bararata : enlever les feuilles des roseaux avant de les utiliser pour faire des clôtures.
[Sihanaka]
[1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Teny iditra (6/6) | 23 Lily |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.11] |
| Voambolana | 25 Haitoetany: renirano, farihy 26 Fizahatany: toerana mahaliana |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | lily, Lily |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|