|
|
|
|

Teny iditra1  lian-tsofina
Singan-teny  2 liana, 3 sofina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 avide d'entendre, curieux de nouvelles [1.3#404]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11