Teny iditra leroa
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Employé pour le tutoiement, celui-là, mon ami, mon petit, mon vieux, monsieur, toi [1.68]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Eny leroa, hoy ity lefitra anakampony, ny vehivavy no handevona an'ialahy Indray andro, toa namerovero kokoa ny vonifanja tao anaty ala ary toa nifaninana nampidera ny bikany ny voninkazo dia rehetra. [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31