|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 leno |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ahitra tenehina mba hanatsara ny fandokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom général des plantes, en général des herbes jeunes et tendres qu'on faisait bouillir afin d'utiliser leur décoction comme mordant pour la teinture (à l'époque des teintures végétales). On choisissait à cet effet les espèces riches en mucilage
[Merina]
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 leño |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 laona
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 20 leño |
| Sokajin-teny | 21 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 lemo
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | leño, leno |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|