|
|
|
|

Teny iditra 1  lemozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy erỳ io Rangahy io rehefa miangavy zavatra [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lemozy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04