|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; lefo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefahana [1.1#537]
Fanazavàna teny frantsay  4 souplesse, flexibilité [1.3#397]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6 lefolefo
Kamban-teny rehetra  7 hotsilefo

Teny iditra (2/2) 8 ; lefo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Mahafaly] lohatrano [1.78]

Fivaditsoratra  11 fole, lefo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04