|
|
|
|

Teny iditra1  lavanila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 voir vanila [1.196]
Ohatra  4  Toy izao ny zavatra hita tao : - tanim-pary malalaka sy fanaovan-toaka - lavanila, dimy alina fototra - kafe, dimy alina sy iray hetsy fototra, trano fandrafetana, fanaovana bariaka, fanaovan-gony, fanaovam-bilany, fanaovan-tsambo. [2.508#]
Voambolana  5  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  6 lavalina, lavanila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12