|
|
|
|

Teny iditra1  latsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 singam-bolotsangana anohizana tery. [Sihanaka] [1.78]
4 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka. [1.1]
5 tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 traverse, entretoise. [1.13]
Ohatra  8  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25 latsikely
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 latsy, 28 tsila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09