Entrée latsaka ankady (latsaka, any, hady)
Partie du discours locution
Définition malgache potraka an-tevana
¶ Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
¶ Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [Rajemisa 1985]

Entrée latsaka ankady (latsaka, any, hady)
Partie du discours locution
Définition malgache  [Taifasy] teraka (raha alika) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31