|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latsa-drakitra |
| Singan-teny | 2 latsaka, 3 rakitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 giving money by putting it into a plate, etc., at a collection
[1.2] |
| Ohatra |
7 Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra.
[2.59#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|