|
|
|
|

Teny iditra1  lapomady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Menaka fanosorana (tsy fiteny intsony, fa pomady no fampiasa ankehitriny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 pomatum. Compare lakomady [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 pommade [1.3]
Tsipelina hafa  6 lakomady

Fivaditsoratra  7 diplaoma, lapomady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12