|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lapana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1]

Teny iditra (2/2)4  lapana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6 a provincial word for an umbrella. See elo [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12