Entrée lamisy
Partie du discours nom
Définition malgache Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [Rajemisa 1985]
 fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [SLP 1986]
Définition française vilebrequin [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: la mèche.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2013/02/28