Entrée lamako tsy mipaka
Mots élémentaires lamako ; tsy ; mipaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny
Raharaha tsy nahavoa, nandamoka [1.1]
Exemples Lamako roa tsy mipaka ny tratrany [2.69]

Mis à jour le 2023/10/07