|
|
|
|

Teny iditra1  lakaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra
4 Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the hold of a ship [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 cale de navire [1.3#374]
Voambolana  7  Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  8 kalila, lakaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12