|
|
|
|

Teny iditra1  laikaina
Fototeny  2 laika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza famindra na dia atao matotra tsara, asononoka: Laikao ny famindra fa aza rotorotoina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alikaina, 10 ikaliana, 11 ilaikana, laikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12