|
|
|
|

Teny iditra1  lahitokana
Singan-teny  2 lahy, 3 tokana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fanetsa vary izay fotony iray monja isan-davaka [1.10#L.36]
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena
Mpanahaka  7  lahimaro, 8  lahiroa, 9  lahirodona

Fivaditsoratra  lahitokana, 10 takolahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02