Entrée laha-pahitra
Partie du discours expression
Définition malgache teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
¶ (lahapahitra) Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [Rajemisa 1985]
 kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [SLP 1986]
Définition française vain discours [SLP 1986]

2009/12/09