|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 L ~ l
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache.
[1.3] |
| Mpanahaka | 5 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 L ~ l
![]() |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 marika romana izay milaza ny isa 50
[3.1] |
| Voambolana | 11 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny isa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|