|
|
|
|

Teny iditra 1  kristianina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza olona manaraka ny fivavahana naorin' i Kristy ka vita batemy [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kristianina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04