|
|
|
|

Teny iditra 1  kristaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika
4 Vera vita amin' io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely [1.1]
5 vato-tantera-pahazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 cristal [1.13]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kristaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04