|
|
|
|

Teny iditra1  kovalivaly
Fototeny  2 valivaly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana [1.10]
5 Fandehanana mafy midina, kodingidingy [1.1]

Fivaditsoratra  kovalivaly, 6 kovilavila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12