|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sakalava] Karazan-trondro misoratsoratra volom-batolalaka raha mbola kely, ary mena saika mivaivay rehefa lehibe; halavany 35 sm (Paretroplus petiti)
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 5 damba |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kotso |
| Fivaditsoratra | kotso, 7 Skoto, 8 tsoko |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|