|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotsabaina |
| Fototeny | 2 kotsaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra:
5 Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ikotsabana, kotsabaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|