|
|
|
|

Teny iditra1  kotranina
Fototeny  2 kotrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky
5 Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy
6 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  kotranina, 11 tranokany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12