|
|
|
|

Teny iditra1  kotrakotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Efa ela nanaovana na niasana ka simbasimba be ihany:
4 Fiarakodia efa kotrakotra iny no naka ny entany teto [1.1]

Fivaditsoratra  5 katrokatro, kotrakotra, 6 trakotrako

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17