|
|
|
|

Teny iditra1  kotabaina
Fototeny  2 kotaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Aza kotabaina raibenareo, rankizy, fa miasa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ikotabana, kotabaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12