|
|
|
|

Teny iditra1  koroina
Fototeny  2 koro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Borina sofina: Nokoroin' ny olona ny sofin' ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 koroana

Fivaditsoratra  10 ikorano, koroina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12