|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koretsika
Fototeny  2 retsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihetsiketsi-java-mananaina be dia be mihahohaho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 comme retsika [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)12  koretsika
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Feon' ny sahona [1.1]
Voambolana  15  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 16  Feo

Fivaditsoratra  17 kisetroka, koretsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19