|
|
|
|

Teny iditra1 koratata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  6 Feo

Fivaditsoratra  7 atakotra, 8 koratata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19