Entrée | koraraika | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany. ¶ Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [Rajemisa 1985] | |||
Vocabulaire | Son | |||
Dérivations |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |