|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 komby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy.
4Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 komby
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19Voir kompy.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  21 komby, 22 mbiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02