|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kolonely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina
[1.1] |
| Voambolana | 4 Miaramila |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kolonely |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|