|
|
|
|

Teny iditra 1  kolonely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Voambolana  4  Miaramila
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kolonely

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19