|
|
|
|

Teny iditra1  koloina
Fototeny  2 kolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 amboarina sy karakaraina fatratra [1.13]
5 tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena
6 mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa:
7 Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
8 tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra:
9 Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa [1.62#625]
Fanazavàna teny frantsay  10 entretenu, cultivé [1.13]
Ohatra  11  Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra. [2.445#81]

Fivaditsoratra  12 kinaolo, koloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17