|
|
|
|

Teny iditra1  kojakojaina
Fototeny  2 kojakoja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Karakaraina, tandremana fatratra: Kojakojainy tsara ny azy ny fitafiany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on soigne, pour qui ou pour quoi on a des attentions délicates [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ikojakojana, kojakojaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12